|
|
|
|

Entry 1  sisana
Root  2 sisa
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza zavatra asiana sisa: Tsy nosisany ny laoka ka voatery hividy indray isika
9 Enti-milaza ny olona amelana sisa: Tongava fa hosisanay vary ianao rahariva [1.1]

Anagrams  10 sanasy, 11 sasany, 12 sasina, 13 siansa, 14 sinasa, sisana

Updated on 2026/02/04