|
|
|
|

Entry 1  singanina
Root  2 singana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny
9 Avahana ka marihina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo [1.1]
Explanations in French  10 Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul [1.3]

Anagrams  singanina, 11 siningana

Updated on 2026/02/04