|
|
|
|

Entry 1  silina
Root  2 sily
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ?
9 amidy na vidina lafo dia lafo [1.1]

Updated on 2026/02/04