|
|
|
|

Entry (1/3) 1  silaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 potika, sombina, vaky, tapaka
4 triatra, na vaky: Silaka ny nifiko
5 menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1]

Entry (2/3) 6  silaka
Part of speech  7  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  28 hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
29 Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1]
30 sombiny [1.13]
Explanations in English  31 a splinter, a small piece split off [1.7]
Explanations in French  32 éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [1.8]
Examples  33  Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo. [2.245#]
34  Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606#]
Combinations  35  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word silaka

Entry (3/3) 36  silaka
Part of speech  37  noun
Explanations in French  38 partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [1.13]
Vocabulary  39  Mathematics
Combinations  40  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word silaka

Anagrams  41 lakasy, 42 Lakisa, 43 salaky, 44 salika, 45 sikala, silaka

Updated on 2026/04/20