|
|
|
|

Entry 1  sesefana
Root  2 sesika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo
9 Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1]
Other spellings  10 sesehana

Updated on 2026/04/22