| Entry (1/2) | 1 seranana |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
5 Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo
6 Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina [1.1] |
| Explanations in English |
7 a port of entry
[1.7] |
| Explanations in French |
8 port d'entrée
[1.8] |
| Examples |
9 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo.
[2.508#]
10 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#] |
| Synonyms | 11 fiantsonana, fitodiana |
| Combinations | 12 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word seranana |
| Entry (2/2) | 13 seranana |
| Root | 14 serana |
| Part of speech | 15 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
20 Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona
21 Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1] |
| Explanations in French |
22 Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure
23 ( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona [1.3#599] |
| Synonyms | 24 seranina |
| Anagrams | 25 Sennaara, seranana |
| Updated on 2026/04/22 |
|