|
|
|
|

Entry 1  selarana
Root  2 selatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy
9 Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara [1.1]

Updated on 2026/02/04