|
|
|
|

Entry 1  savihina
Root  2 savika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka
9 Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho
10 Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa [1.1]
Explanations in French  11 Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche
12 Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement [1.3#591]
Examples  13  nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens) [1.3#591]
14  nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) [1.3#591]
15  savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) [1.196]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21