|
|
|
|

Entry 1  sasa
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  29 fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
30 Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
Explanations in English  31 a washing [1.7]
Explanations in French  32 lavage [1.5]
33 action de laver [1.8]
Examples  34  Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48#116]
Combinations  35  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sasa
Quotes  36  Texts mentioning that word

Updated on 2026/07/17