|
|
|
|

Entry 1  saronana
Root  2 sarona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka
9 Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro
10 Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona
11 Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1]
Explanations in English  12 to be covered [1.7]
Explanations in French  13 qu'on couvre [1.8]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21