|
|
|
|

Entry 1  sangina
Root  2 sangy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany
9 Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony
10 Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1]

Anagrams  sangina, 11 singana

Updated on 2026/02/04