| Entry | 1 sanganehana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
5 Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 hesitating to make a choice or decision
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qui hésite à faire un choix, à se décider
[1.8] |
| Examples |
8 sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy.
[2.470#86]
|
| Analogs | 9 Sakodiavatra |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|