| Entry | 1 sanatria |
| Part of speech | 2 interjection [Full list] |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
4 Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria
5 Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina 6 Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe [1.1] |
| Explanations in English |
7 may it never be, God forbid !
[1.7] |
| Explanations in French |
8 que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise !
[1.8] |
| Examples |
9 Sanatria ahy izany, tompoko.
[2.499#]
10 Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria! [2.576#] |
| Combinations | 11 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sanatria |
| Anagrams | 12 asitrana, 13 itsarana, sanatria, 14 tsaraina |
| Updated on 2026/04/20 |
|