| Entry | 1 samy |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy
[1.1] |
| Explanations in English |
7 both, each, every one
[1.7] |
| Explanations in French |
8 chacun, l'un et l'autre
[1.8] |
| Examples |
9 samy manana ny tiany.
[2.296#54]
10 samy naka aina aloha. [2.4#60] 11 samy tia, samy manina. [2.69#228] |
| Combinations | 12 19 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word samy |
| Tables and plates |
13 All the pronouns |
| Anagrams | 14 Amsì, 15 masy, 16 misa, misà, samy, 17 sima |
| Updated on 2026/08/07 |
|