|
|
|
|

Entry (1/2) 1  salovana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
15 Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
16 Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Explanations in English  17 the front [1.7]
Explanations in French  18 le devant, le front [1.8]
Combinations  19  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word salovana

Entry (2/2) 20  salovana
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22 [Sihanaka] lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [1.78]
23 [Tanala] (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [1.78]
24 Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
Synonyms  25 salova

Updated on 2026/04/22