|
|
|
|

Entry 1  sakantsakana
Root  2 sakana
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  6 duplicatif fréquentatif [1.3]
Examples  7  Ny herisetra no fomba navaly ny sakantsakana, ny fahasahiranana isan-karazany sy isan' andro. [1.369#]
8  Teo ny trondro sy ny voay vao niaina, Vita ny sakantsakana tambalana, Tsaroany ho nisy hidy novohaina, Na rano na izy samy mora lalana. [2.576#]

Updated on 2026/04/20