|
|
|
|

Entry 1  sakambina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  27 Fiaraha-mamindra amin' ny olona iray ka ny sandrin-tanana alefa avy any an-damosina eo amin' ny valahana ka samy mamihina toy izany ny vatan' ny an-daniny avy. [1.1]

Updated on 2026/04/20