|
|
|
|

Entry 1  safoina
Root  2 safo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy
9 Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana
10 Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 fisaona, 13 fosaina, 14 ifosana, 15 ofasañy, safoina

Updated on 2026/04/21