| Entry | 1 rozatina |
| Root | 2 rozatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Roridroritina, sintontsintonina: Mafy ny mahazo an' itsy vehivavy itsy fa rozatin-janany foana ny nonony
9 Averimberina lazaina tsisy farany mba hamelezana olona [1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|