|
|
|
|

Entry 1  ronono
Elementary words  2 ro, 3 nono
Part of speech  4  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  6 Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1]
Explanations in English  7 [ro, sauce.] milk [1.2]
8 milk [1.7]
Explanations in French  9 lait [1.8]
Examples  10  Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470#15]
11  Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472#161]
Vocabulary  12  Economy: food
Proverbs  13  Proverbs containing that word
Article  14 Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/21