| Entry | 1 roboroboina |
| Root | 2 roborobo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Falifalina, amporisihina na entanina hifaly
9 Roboroboin' ny mpanana ka ny mahantra avy no manao be fahandro: aoka tsy ho voatariky ny olona tsy mitovy amin' ny tena ka manao toa azy na dia mety hanimba ny tena aza [1.1] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|