|
|
|
|

Entry 1  robaina
Root  2 roba
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna
9 Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano
10 Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra [1.1]
Explanations in English  11 to be taken by violence; to be robbed [1.7]
Explanations in French  12 qu'on saisit par la force, qu'on pille [1.8]

Anagrams  13 Abirona, 14 baorina, 15 boriana, 16 irobana, robaina

Updated on 2026/04/20