|
|
|
|

Entry (1/2) 1  rivotra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka [1.1]
Explanations in English  8 wind, air [1.7]
Explanations in French  9 vent [1.3, 1.8]
10 brise [1.3]
11 air [1.8]
Examples  12  Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [2.324]
13  ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470#147]
Vocabulary  14  Meteorology
Analogs  15  aera, 16  atmosfera
Hyponyms 
Combinations  39  41 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word rivotra
Proverbs  40  Proverbs containing that word
Article  41 Randzavola: rivotra ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2) 42  rivotra
Part of speech  43  noun
Explanations in French  44 vitesse, rapidité [1.3]

Anagrams  rivotra, 45 rovitra, 46 varotry, 47 virotra, 48 voritra

Updated on 2026/04/22