| Entry | 1 ritina |
| Root | 2 ritra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama
9 Andrahoina amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Tsara ny hena ritina [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be dried up, to be cooked till all the water is gone
[1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on dessèche ; qu'on fait cuire jusqu'à ce que le liquide soit evaporé
[1.8] |
| Updated on 2026/04/20 |
|