| Entry | 1 resahina |
| Root | 2 resaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 atao resaka
9 tenenina, lazaina [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be talked about
[1.7] |
| Explanations in French |
11 ce dont on cause ; celui à qui l’on parle
[1.3] 12 dont on parle [1.8] |
| Examples |
13 Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto?
[1.1]
14 Noresahinao taminy angaha ilay zavatra [1.1] 15 Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) [1.3#527] 16 Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) [1.3#527] |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|