| Entry | 1 renoka |
| Part of speech | 2 participle |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
19 Variana dia variana amin' ny asa, amin-javatra iray: Renoky ny raharahany izy ka tsy nahaheno ahy niditra akory
20 Rendrika: Renoky ny torimaso 21 Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana anao izy [1.1] |
| Explanations in English |
22 completely taken up with something; sound asleep
[1.7] |
| Explanations in French |
23 bien épris ou absorbé par quelque chose; qui dort profondément
[1.8] |
| Examples |
24 Nony tonga tao an-trano aho, renoky ny torimaso i Vola.
[2.4#34]
|
| Analogs | 25 Revo, 26 sondriana |
| Anagrams | 27 Ekrona, 28 kerona, renoka |
| Updated on 2026/04/22 |
|