|
|
|
|

Entry 1  raraka
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  28 Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
29 Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1]
Explanations in English  30 spilled, scattered [1.7]
Explanations in French  31 répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
32 Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3#513]
33 éparpillé [1.8]
Examples  34  raraka tamiko ny antsasak' ilay rano. [2.4#119]
35  Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao. [2.528#102]
Combinations  36  10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word raraka
Proverbs  37  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21