|
|
|
|

Entry 1  raotina
Root  2 raotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho
9 Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto
10 Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany
11 Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga [1.1]
Explanations in English  12 see Raotra [1.2]
13 to be carded; to be raked [1.7]
Explanations in French  14 qu'on carde; qu'on ratisse [1.8]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word raotina
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 anitaro, 18 anoraty, 19 aonitra, 20 iantrao, 21 iatrano, 22 natiora, 23 oritana, raotina, 24 roatina, 25 taraino

Updated on 2026/04/21