|
|
|
|

Entry (1/2) 1  rangitana
Root  2 rangitra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity [1.1]
Explanations in English  9 to be sharpened, to be made pointed. [1.2]
Examples  10  ary dia no rangitana ny loha ny rova natao maranitra, ary dia lanimena nitotoan'azy, dia natao mafy [2.48#144]

Entry (2/2) 11  rangitana
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13 [Sihanaka] forana [1.78]

Anagrams  14 itrangana, rangitana

Updated on 2026/04/20