Entry | 1 ramiary |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany 4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [1.1] 6 Karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [1.13] |
Explanations in English |
7 The thorn apple. Datura alba. Nees. [1.2] |
Explanations in French |
8 Datura stramonium [1.13] 9 Voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141 [1.196] |
Updated on 2021/10/02 |