|
|
|
|

Entry 1  raisina
Root  2 ray
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy
9 Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo
10 Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika
11 Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1]
Explanations in English  12 to be received, to be accepted, to take. [1.2]
13 to be received, to be taken [1.7]
Explanations in French  14 qu'on reçoit, qu'on prend [1.8]
Examples  15  alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. [2.472]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word raisina
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 isirana, raisina, 19 siraina, 20 Siriana, 21 Syriana

Updated on 2026/04/21