|
|
|
|

Entry 1  poretina
Root  2 poritra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha
9 Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1]
Explanations in English  10 to be squeezed; to be constrained [1.7]
Explanations in French  11 qu'on presse, qu'on contraint [1.8]
Examples  12  Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy. [2.472#153]
Other spellings  13 poritina

Updated on 2026/04/22