|
|
|
|

Entry (1/2) 1  poketra
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3 the ankle bone. See kitrokely [1.2]

Entry (2/2) 4  poketra
Part of speech  5  noun
Morphology 
6  Simple :
Explanations in Malagasy  7 Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1]
Explanations in English  8 a purse, a handbag, a small portmanteau [1.2]
Examples  9  Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia. [2.4#57]
Other spellings  10 poaketra
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word poketra

Updated on 2026/04/22