| Entry | 1 peperana |
| Root | 2 pepetra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana
9 Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be told, to be enjoined, to be charged.
[1.2] 11 to be given definite orders [1.7] |
| Explanations in French |
12 à qui on donne un ordre précis
[1.8] |
| Updated on 2026/04/20 |
|