|
|
|
|

Entry 1  paohina
Root  2 paoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely
9 Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano [1.1]
Explanations in English  10 to be snatched, to be carried off [1.7]
Explanations in French  11 qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison) [1.3]
12 qu'on saisit, qu'on emporte [1.8]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 anapiho, 15 anapohy, 16 anipaho, 17 ipohana, paohina, 18 poahina

Updated on 2026/04/21