|
|
|
|

Entry 1  pahina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  9 Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
10 Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1]
Explanations in English  11 dim (of the eyes) [1.7]
Explanations in French  12 Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. [1.3#475]
13 dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8]
Examples  14  Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao! [2.528#]
15  Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#]
Vocabulary  16  Health

Updated on 2026/04/20