| Entry | 1 ozona |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
22 Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa.
[1.1] |
| Explanations in English |
23 a curse
[1.7] |
| Explanations in French |
24 malédiction, imprécation
[1.8] |
| Examples |
25 Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany.
[2.471#62]
|
| Analogs | 26 Ompa, 27 sahato, 28 sariko, 29 tsitsika |
| Updated on 2026/04/22 |
|