|
|
|
|

Entry 1  otronina
Root  2 otrona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io
9 Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy
10 Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita [1.1]
Explanations in English  11 to be escorted [1.7]
Explanations in French  12 qu'on escorte [1.8]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 anotrony, otronina

Updated on 2026/04/21