|
|
|
|

Entry 1  ongahana
Root  2 ongaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ingaina, faohina, paohina: Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna
9 Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1]

Updated on 2026/04/20