|
|
|
|

Entry 1  ompiana
Root  2 ompy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha [1.1]
Explanations in English  9 to be reared, to be brought to maturity. Used of domestic animals and fowls. [1.2]
Examples  10  Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [2.472#31]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ompiana
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 anampio, 14 iompana, ompiana

Updated on 2026/04/28