|
|
|
|

Entry 1  omanina
Root  2 omana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1]
Explanations in English  9 to be decorated, to be made ready. [1.2]
10 to be prepared [1.7]
Explanations in French  11 qu'on prépare [1.3, 1.8]
12 qu'on orne [1.3]
Examples  13  Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [2.643#84]
14  Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472]

Anagrams  15 anomany, 16 inomana, 17 mañaoñy, 18 manoina, 19 miañona, 20 miñaoña, 21 mionana, 22 monaina, omanina

Updated on 2026/04/20