| Entry | 1 mpanoratra |
| Root | 2 soratra |
| Part of speech | 3 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
5 Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany
[1.1] |
| Explanations in English |
6 writer
[1.17] |
| Explanations in French |
7 écrivain, dessinateur
[1.3] |
| Examples |
8 Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana
[2.48#1075]
9 Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471#72] |
| Tables and plates |
10 Pseudonyms of Malagasy writers |
| Updated on 2026/04/20 |
|