|
|
|
|

Entry (1/2) 1  morona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  10 Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
Explanations in English  11 the border, the brink, the edge [1.7]
Explanations in French  12 le bord [1.8]
13 bord, côte, rivage [1.196]
Examples  14  Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442#]
15  Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499#13]
16  Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470#]
Combinations  17  12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word morona
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 19  morona
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21 [Mahafaly+Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [1.196]
Vocabulary  22  Botany
Scientific name 

Anagrams  24 manoro, 25 morano, morona

Updated on 2026/04/21