|
|
|
|

Entry 1  montsamontsana
Root  2 montsana
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Examples  7  tsy soa ny tany alehan' izany, fa izay alehan' izany no montsamontsana. [2.69#]
8  Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia, Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay! [1.239#]
9  Fa injay anie ilay ireny ka hanao fanjaibe vody hanjai-mandrompitra - fa zovy re no torotoro sy montsamontsana fa tsy izy? [2.298#]
Synonyms  10 montsana
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22