|
|
|
|

Entry 1  monina
Root  2 onina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
10 Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
11 Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1]
Explanations in English  12 to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
13 to reside, to dwell [1.7]
Explanations in French  14 résider, habiter [1.8]
Examples  15  Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471#55]
16  ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Analogs  17  maka toerana, 18  mamitsaka, 19  manorim-ponenana, 20  mialokaloka, 21  miampirina, 22  milasy, 23  miorin-dasy, 24  Mipetraka, 25  mitoetra, 26  mitomoetra
Combinations  27  19 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word monina
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Anagrams  29 mañino, 30 manony, mañony, 31 minona, minòna, 32 monany, monina

Updated on 2026/08/19