|
|
|
|

Entry 1  mivoraka
Root  2 voraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara
8 Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano
9 Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany
10 Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1]
11 [mivôraka] [Bezanozano] matavy [1.78]

Anagrams  12 mavoraky, mivoraka

Updated on 2026/02/04