|
|
|
|

Entry 1  mivonkina
Root  2 vonkina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miforitra: Manjary tery ny farafara noho izy mivonkina rehefa matory
9 Mihorona manakely tena: Mivonkina ny sokina tohinina [1.1]
Explanations in English  10 to contract, as the fist [1.7]
Explanations in French  11 se contracter comme le poing [1.8]
Examples  12  Matokia hianao, tompoko, fa mivonkina ity anay, mitsotra ity anay. [2.587#]
13  Amin' izay ny rantsan-tanany mivonkina toa handoaka ny tratrany, handrotika ilay fo mitepotepo ao anatiny. [2.499#]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivonkina
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21