|
|
|
|

Entry 1  mivohitra
Root  2 vohitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra
9 Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [1.1]
Explanations in English  10 to swell, to bulge [1.7]
Explanations in French  11 être bombĂ© [1.8]
Examples  12  Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [2.470#153]
Combinations  13  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivohitra

Anagrams  14 mihavotry, 15 mihovitra, mivohitra

Updated on 2026/04/20