|
|
|
|

Entry 1  mivoaka
Root  2 voaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay
9 Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy
10 Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy
11 Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy
12 Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany [1.1]
Combinations  13  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivoaka
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 maivoka, 16 miovaka, mivoaka

Updated on 2026/04/21