|
|
|
|

Entry 1  mivezika
Root  2 vezika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy [1.1]
Explanations in French  8 changer souvent de place, aller ça et là [1.3#831]
Examples  9  ka nivezik' atsy nivezika aroa [1.436]
10  mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita [2.445#43]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivezika

Updated on 2026/04/20